Fanatanjahantena Tapatapany

Basket-Ball – N1a

Hatao amin’ny 18 ka hatramin’ny 26 mey ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasasikara, taranja basket-ball eo amin’ny sokajy N1A lehilahy sy vehivavy. Antsiranana no hampiantrano ny dingana voalohany amin’izany fifaninanana izany.