Fanatanjahantena Tapatapany

Atletisma – Fiofanana

Mitsivalana amin’ny fanapahan-kevitry ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena ny Federasionan’ny taranja atletisma tamin’ny fanoloan’iry voalohany an’i Mahatana Jean de la Croix ny teknisianina hanaraka ireo atleta hiofana iray volana any Shina. Nandefa taratasy fanoherana an’io safidin’ny minisitera io ny Federasiona sady manendry an’i Manana Aristide amin’ny fitarihana an’ireo atleta hiofana any ivelany ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra