Tapatapany Tranga samihafa

Ady sy fikasihan-tanana

Nisy korontana sy fifamaliana niafara tamin’ ny fifampikasihan-tanana tamina fiandrasam-paty, tany Vinanintelo Manakara, omaly. Fantatra fa naratra mafy voadaroka ny lehilahy iray. Voatery notazonina any amin’ny hopitaly manaraka fitsaboana akaiky izy, vokatr’izany.