Samihafa Tapatapany

Tsikombakomba

Raha tsy misy ny fiovana dia hatolotra ny Fitsarana eny Anosy anio ny vehivavy iray, sakaizan’ilay lehilahy voalaza fa nitondra ny volan’ny banky nitsoaka mitentina zato tapitrisa ariary, tamin’ny alatsinainy lasa teo, teny Mahitsy. Tsy mbola hita io lehilahy io, hatramin’ny omaly, saingy araka ny loha­ranom-baovao dia fantatra ny olona nampiantrano azy rehefa nitsoaka avy any Mahitsy izy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra