Raharaham-pirenena Tapatapany

Fiofanana any ivelany

Nisy tamin’ireo mpitantana ny fonja malagasy no voafantina handeha ho any Centrafrique hiatrika ny Iraka fampandrian-tany manokan’ny Firenena Mikambana (MINUSCA). Hanainga amin’ity volana avrily ity izy ireo. Mpitsara iray ihany koa no hihazo an’i Congo amin’ny volana mey ary mbola ao anatin’ny MINUSCA hatrany.