Sosialy Tapatapany

Fifandraisan-davitra

Miezaka manatsara ny tolotra omena ny mpanjifa sy ny fomba fiasa anatiny ny eo anivon’ny Paositra malagasy. Nisy ny hetsika nataon’izy ireo nandritra ny telo andro, tany Mantasoa nikarakarana izany. Manodidina ny telo amby sivifolo ny mpandray anjara tao anatin’ny telo andro ary nifarana ny sabotsy lasa teo.