Sosialy Tapatapany

Aro loza

Rahampitso no hanomboka ny fitsirihana tampoka ataon’ireo tompon’ andraikitra amin’ny fiara mivezivezy eto an-drenivohitra. Araka ny fantatra, dia mahatsapa ny fisian’ny gaboraraka eny anivon’ny fitaterana ny tompon’andraikitry ny fitantanana ny aro loza amin’ny lalam-pirenena ny DGSR ka mahatonga izao fitsirihana tampoka izao.

Misy hevitra iray

Tsindrio eo raha hamela hevitra