Sosialy Tapatapany

Morondava

Orinasa fandrafetan-kazo aman-jatony no hikatona ao Morondava. Mitaraina noho izany ireo mpandraha- raha hazo votraky ny fandraràna ny fikirakirana hazo taorian’ny naoty navoakan’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy tamin’ny 29 janoary 2019. Nisy ny hetsika nataon’izy ireo, ho fanairana ny fanjakana fa Malagasy aman’arivony no tra-pahasahiranana manoloana io Naoty
mandrara ny fampiasana ny hazo io.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra