Tapatapany Tranga samihafa

Fitorahana fiara

Nisy nitoraka ny fiara iray nandalo teny amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra-Ivato, ny alin’ny alarobia lasa teo. Vaky tamin’izany ny fitaratra. Araka ny heno dia tsy vao sambany ny fisiana fiara voatora-bato tahaka izao teny amin’iny lalana iny.