Tapatapany Tranga samihafa

Fifandonana fiara

Nifandona tamina taksibe iray ny fiara tsy mataho-dalana iray tetsy Alarobia, omaly maraina. Voalaza fa tsy nisy ny aina nafoy. Tonga nanao fizahana teny an-toerana ny polisy misahana ny lozam-pifamoivoizana (Bac).