Tapatapany Tranga samihafa

Fanendahana teny Faravohitra

Naiditra am-ponja vonjimaika ilay tovolahy voatondro ho anisan’ireo mpanendaka nanapaka taovam-pananahana lehilahy iray teny MangarivotraFaravohitra, tapa-bolana lasa izay. Mbola karohina ny namany roa hafa. Tsiahivina fa nitarika ny fahafatesan’ilay lehilahy tapakataovam-pananahana ny ratra mafy nahazo azy.