Sosialy Tapatapany

Fahatapahan-dalana

Tapaka indray ny lalam-pirenena RN-35 mampitohy an’Ivato Centre (Ambositra) sy Ambatofinandrahana amin’izao fotoana izao noho ny fahasimban’ny fivilian-dalana napetraka teo amin’io toerana io vokatry ny oram-be nisesisesy. Nofaohin’ny rano indray noho izany ilay kaontenera nanaovana fivilian-dalana. Raha tsiahivina dia tamin’ny fotoanan’ny rivo-doza tamin’ny herintaona no nahatapaka ilay tetezana dia fvilian-dalana no nataon’ny tompon’ andraikitra,