Tapatapany Tranga samihafa

Fifandonana fiara

Nifandona teny amin’ny lalam-pirenena fahafito, teny Ambatofotsy ny fiara iray marika « Mercedes Sprinter » sy fiara tsy mataho-dalana iray, omaly antoandro. Simba ny lohan’ny fiara roa tonta. Nieren-doza ireo mpandeha tao anatiny.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra