Tapatapany Tranga samihafa

Fanamboarana basy

Voasambotry ny polisin’ny Fip, tany Tsimenatra II, Toliara, tamin’ny alahady lasa teo, noho ny resaka fanamboarana sy fivarotana basy ny lehilahy iray, 26 taona. Mbola nahatrarana basy poleta vita tanana sy basy lava maromaro miaraka amin’ny bala tao an-tranony. Ahiana ho anisan’ireo mpamatsy basy lava an’ireo dahalo any an-toerana ity voasambotra ity.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra