Sosialy Tapatapany

Fanamboaran-dalana

Mandroso ny asa fanamboaran-dalana etsy Alarobia mihazo an’i Tsarasaotra iny. Ny 75%-n’ny asa no efa vita, amin’izao fotoana izao. Tsiahivina fa tamin’ny 3 jona no nanomboka ny asa izay vitaina amin’ny 30 aogositra ho avy izao. Miasa andro aman’alina ireo ekipa mpanamboatra ny lalana mba hanatratrarana an’io fe-potoana io, sady hampilamina ny fifamoivoizana noho ny fahatongavan’ny Papa François eto Madagasikara amin’ny 6 septambra ho avy izao. Efa hiditra amin’ny fandrakofana tara ireo mpiasa ireo ankehitriny.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra