Kolontsaina Tapatapany

Biraon’ny Trano Koltoraly Malagasy

Hiroso amin’ny fifidianana izay ho filoha sy birao vaovao ny « Trano Koltoraly Malagasy » rahampitso. Efa natsangana tamin’ny 11 aogositra lasa teo ny komity hiandraikitra an’io fifidianana io. Etsy amin’ny ELI Soarano, misy ny foiben’ity fikambanana ity, no hanatanterahana ny latsa-bato ka hiantsoana ireo mpikambana rehetra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra