Tapatapany Tranga samihafa

Mpaka an-keriny maty

Teo am-panolanana sy am-panakendana vehivavy iray nalain’izy ireo an-keriny ny lehilahy roa tany Akondromena-Miandrivazo no tonga ny zandary nanenjika azy ireo. Nisy ny fampitandremana, saingy nanohy ny fanakendana sy ny fanolanana ihany ireo jiolahy. Nitifitra ireo zandray taorian’izay ka maty teo no ho eo izy roa lahy. Nihoson-dra ity vehivavy ity vokatry ny voina nahazo azy saingy tsy misy atahorana ny ainy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra