Tapatapany Tranga samihafa

Fakàna an-keriny

Nandoa telopolo tapitrisa ariary ny fianakaviana iray nanana havana nalain’ny dahalo an-keriny tany Tsaratanàna, ka tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo vao votsotra ny lehilahy iray. Nandrahona mafy ireo dahalo fa raha mampandre zandary na polisy na fokonolona ny havan’io olona voatazona an-keriny io dia avy hatrany vonoin’izy ireo ny remby eo am-pelantanany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra