Tapatapany Tranga samihafa

Halatra môtô sy bisikileta

Tra-tehaka, afak’omaly, ny andian-dehilahy efatra, 18 hatramin’ny 29 taona, voarohirohy ho mpangalatra môtô sy bisikileta mipetrapetraka eny amin’iny faritra Ankazomanga iny. Sarona teny amin’izy ireo ny bisikileta halatra izay vao avy nalain’izy ireo, tamin’io fotoana io.