Sosialy Tapatapany

Fanentanan’ ny Cnaps

Manohy ny fanentanana an’ireo orinasa mba hampiditra ny mpiasany ao amin’ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana sosialy ny Cnaps. Nandray izany voalohany ny tany Toamasina, tamin’ny herinandro lasa teo. Manodidina ny roa amby roapolo amby zato ireo mpandray anjara ary saika ireo orinasa matanjaka any an-toerana no nisoloan’izy ireo tena.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra