Sosialy Tapatapany

Fampitandremana

Maro ny trano amoron-dalana amidy mora sy maika ankehitriny. Raha ny fanazavan’ny mpiasan’ny Fananantany sady miendrika fampitandremana mba hisorohana amin’ny fanambakana, dia efa misy ny tetikasa fanalehibiazana lalana eto an-drenivohitra ka na ho ela na ho haingana dia mety ho voakitika ireny trano amoron-dalana ireny, indrindra ireo tafiditra anatin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra