Raharaham-pirenena Tapatapany

Famindram-pitantanana

Tontosa, omaly, tetsy amin’ny toby Faritanin’ny Miaramila voalohany Analakely ny fifamindram-pitantanana teo amin’ ny lehiben’ny Faritany Miaramila Voalohany eto Analamanga teo aloha, ny jeneraly Ramanantsoa Dieu Donné, sy ny jeneraly Rabenaivo Harivelo Jean Claude hisolo toerana azy. Hisahana andraikitra maro, toy ny fametrahana ny fandriampahalemana eo anivon’ny tontolo ambanivohitra sy ambonivohitra, ny fanaovana tatitra mahakasika izany any amin’ny lehiben’ny Etamazaoro, ary ny fandrindrana ny fiaraha-miasan’ ireo mpitandro filaminana ity lehibe vaovao ity.

Misy hevitra iray

Tsindrio eo raha hamela hevitra