Sosialy Tapatapany

Fametrahana tetezana

Hamboarina amin’izany. Hosoloina tetezana avokoa ireo bakamiisa folo any amin’ny lalam-pirenena faha-12A mampitohy an’i Vangaindrano sy Taolagnaro. Fanohanana ara-bola mitentina 140 000 tapitrisa ariary avy amin’ ny Banky iraisam-pirenena, Vanky afrikanina ho an’ny fampandrosoana ary ny Vondrona Eoropeanina no hanatanterahana izany asa izany.

Horakofana tara ihany koa ny lalana, izay asa efa natomboka.