Tapatapany Tranga samihafa

Zava-mahadomelina

Nahitana rongony marobe milanja telo kilao mahery tao an-tranon’olona iray tany Bemasoandro Vatomandry, afak’omaly antoandro. Notazonina avy hatrany ilay olona voarohirohy. Nogiazana ihany koa ireo zava-mahadomelina.