Tapatapany Zavakanto

Fahaiza-manao

Mpanakanto vehivavy miavaka eo amin’ny fiantsana tononkalo na “Slam” Razanajatovo Landy Cathia, fantatra amin’ny anarana hoe Caylah. Hisy atrikasa hotontosain’ity farany, etsy amin’ny Is’Art galerie Ampasanimalo amin’ny sabotsy 16 marsa ho avy izao. Hanomboka amin’ ny 2 ora sy sasany antoandro ny fampianarana, ary ireo ankizy no hotsongaoina manokana hanatrika izany. Hanazarana sahady ireo ankizy mba ho tia ny asa soratra, ny poezia, ary ny fiantsana no anton’ izao, raha ny voalazany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra