Namoy ny ainy ny tovolahy iray nitrandraka vato, tany Mananara Avaratra, afak’omaly. Teo am-panaovana ny asany mihitsy izy no tototry ny tany. Nifamonjena saingy fotoana maro taty aoriana vao voasikotra sady efa tsy nisy aina intsony.

Hanome hevitra