May tsy nisy azo noraisina ny entana rehetra tao amin’ny trano fikarakarana endrika amam-bika, tany Ambohimiadana Ambositra, afak’omaly alina. Niitatra tao amin’ny trano ambony rihana ny afo. Ahiana ho avy amin’ny fifampikasohan’ny herinaratra no nahatonga ny firehetana.
Hanome hevitra