Nifarimbona nanara-dia dahalo nandroba omby efatra, tany Belambo, Ambatolampy, tamin’ny alin’ny zoma ny fokonolona sy ny zandary. Tratra teny an-dalana ireo malaso saingy nirifatra nanavotr’aina ka navelany teo ny omby rehetra. Tafaverina amin’ny tompony ny biby halatra.
Hanome hevitra