Kolontsaina Tapatapany

Lalaon-tsaina

Ny 15 aogositra hatramin’ny 18 aogositra no hanatanteraka ny fifaninanana nasionalin’ny lalaon-tsaina « Echec » ireo mpilalao matihanina Malagasy, etsy amin’ny ANS Ampefiloha. Mizara telo mazava ny fifaninanana : ny an’ireo efa nahazo taona ; ireo mpilalao zokiny ary ireo matihanina. Hanomboka amin’ny 8 ora maraina ny finaninanana voalohany amin’ny 15 aogositra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra