Sosialy Tapatapany

Jirofo

Nisokatra omaly ary hifarana amin’ny 20 septambra 2019 ho avy izao ny fangatahana alalana hitrandraka jirofo manerana ny Nosy. Ireo mpandraharaha mahazo alalana irery ihany no afaka mangataka alalana hanondrana avy eo, raha ny fanazavana avy amin’ny minisiteran’ny Indostria, ny varotra ary ny asa tanana. Any amin’ny talem-paritry ny minisitera manerana ny Nosy no hahitana ny taratasy fenoina mikasika izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra