Kolontsaina Tapatapany

Iraimbilanja

Hiakatra lampihazo etsy amin’ny West Garden Ampitatafika ny tarika Iraimbilanja, amin’ny 6 septambra ho avy izao. Hiavaka ny fihaonana satria ny tarika iray manontolo no hanafana ny lanonana. Ho vahiny manokana hasaina i Tsielonina sy Johnny bass de Madagascar. Haverina an-kira ao daholo ireo fahatsiarovana niarahana tamin-dry « Zavavy », « Mosoara », « Tao an-tsekoly », « Maroaty », « Alitara ».

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra