Sosialy Tapatapany

Fandaharana ho an’ny tanora

Hanomboka amin’ny faran’ity taona ity ny fandaharana amin’ny onjam-peo antsoina hoe “Sifaka ». Tanjon’ny fandaharana ny hanome toerana sy fitenenana ho an’ireo tanora malagasy sy ny hahafahan’izy ireo maneho ny heviny am-pilaminana mba ho fandraisana anjarany amin’ny fampandrosoana sy ny fampandriana fahalemana eto amin’ny firenena.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra