Tapatapany Tranga samihafa

Fahitana razana

Nahitana fatina lehilahy iray teny amin’ny vahilava Ampasika, tamin’ny sabotsy lasa teo. Tonga nijery ny razana teny an-toerana ny polisy ao amin’ny Borigady misahana ny heloka bevava (BC) sy ny Polisy siantifika. Naterina eny amin’ny tranom-paty ny razana avy eo hanaovana fitsirihana hamantarana ny antony nitarika ny fahafatesany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra