Sosialy Tapatapany

Toetrandro

Ho maina avokoa ny andro amin’ny faritra maro eto amin’ ny Nosy amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho an’Anta­nanarivo, hisy zavona ny vao maraina, ny sabotsy sy alahady ary ho maina ny andro ny hariva. Hitohy ny hafa­nana ary tsy hiova firy ny mari-pana fa any amin’ny fiandohan’ny herinandro vao hiverina ny hatsiaka sy ny fidinan’ ny mari-pana izay haharahana herika sy orana, raha ny vinavinan’ny sampana mpamantatra ny toetrandro , omaly.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra