Tapatapany Tranga samihafa

Fikarohana mpamily

Namoahan’ny Fam­pa­noa­vana filazana fampita­diavana sy fampisamborana ilay mpamily taksibe nanao loza nahafatesana olona telo, teny amin’ny By-Pass Alasora, iray volana lasa izay. Haparitaka tsy ho ela ny taratasy fikarohana azy. Niakatra teny amin’ny Fampanoavana tamin’ny alatsinainy teo kosa ny raharaha.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra