Kolontsaina Tapatapany

Sary sy hosodoko

Nifanome fotoana tamin’ireo mpankafy sary sy hosodoko tetsy amin’ny Institut Français de Madagascar (Ifm) Analakely i James Catmouse tao anatin’ilay atrikasa “Alarobian’ny sary”, omaly tolakandro. Maimaim-poana ity hetsika notontosaina tao amin’ny efitra “Médiathèque” ity.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra