Tapatapany Tranga samihafa

Rongony tao an-trano

Noraisim-potsiny tao an-tranony tany Betsonjo-Tanambao any Taolagnaro ny lehilahy iray nahatrarana rongony milanja 30 kilao mahery, tamin’ny 7 jona lasa teo. Nodorana avy hatrany ireo zava-mahadomelina, izay niarahan’ny mpitandro filaminana sy ireo manampahefana sivily any an-toerana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra