Kolontsaina Tapatapany

Fampisehoana maro sosona

Tonga ny fotoana nifanomezan’ny tarika Rootsikalo, Layprint, Joëlle Claude tamin’ireo mpankafy, omaly alina. Teny amin’ny No comment bar Isoraka no nisian’ny fampi- sehoana nifandimbiasan’izy ireo an-tsehatra. Artista malagasy samy manana ny gadona maha izy azy ireto tafaraka tamina seho iray ireto.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra