Tapatapany Tranga samihafa

Ben’ny tanàna sy halatr’omby

Tra-tehaka tao amin’ny ben’ny tanàna iray any Miandrivazo ny omby halatra miisa roa avy any Ankondromena, tamin’ny 8 jona lasa teo. Nalain’ny mpitandro filaminana avy hatrany ireo omby ary natoka-monina. Hatolotra ny Fitsarana any Morondava ity raharaha ity.