Tapatapany Tranga samihafa

Herisetra ara-nofo

Nogadraina vonjimaika ilay lehilahy, efapolo taona, voarohirohy ho nanao herisetra sy fanararaotana ara-nofo tamina ankizivavy telo, fito sy sivy ary folo taona, tany Mahajanga. Voalaza fa naolany ny iray tamin’ireo zazavavy ireo raha nampanaoviny fihetsika mamoafady ny roa ambiny.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao