Tapatapany Tranga samihafa

Famonoana reny

Voatazona any amin’ny kaomisarian’ny polisy any Morondava hatrany ilay tovolahy, 21 taona, voatondro ho namono ny reniny tamin’ny tsindron’antsy, tamin’ny talata 5 mey lasa teo. Hatolotra ny Fitsarana izy, aorian’ny fanadihadiana ataon’ny mpanao famotorana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra