Sosialy Tapatapany

Famokarana herinaratra

Tobim-pamokarana herinaratra miisa valopolo mampiasa ny teknolojia avy amin’ny tohodrano sy rivotra na “hydrolienne” no kendren’ny minisiteran’ny Angovo, ny Rano ary ny akoranafo. Hampi-roboroboana eto Madagasikara ny fampiasana ity teknolojia famokarana herinaratra ity. Lakandrano kely no ampiasaina mba hahafahana mamatsy herinaratra tsy an-kiato ny tanàna.