Tapatapany Tranga samihafa

Gadra nandositra

Mitohy ny fitadiavana an’ireo roa lahy ambiny tamin’ireo gadra enin-dahy nandositra ny fonjan’i Maroantsetra, ny herinandro lasa teo iny. Miara-misalahy manao ny fikarohana ny zandary sy ny mpiandry fonja any an-toerana. Tsiahivina fa efatra tratra ny telo tamin’ izy enin-dahy ireo. Maty novonoin’ny fokonolona kosa ny iray.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra