Tapatapany Tranga samihafa

Fihotsahan’ny tany

Fantatra fa mbola manaraka fitsaboana any amin’ny hopitaly ny lehilahy iray nihotsahan’ny tany, teny Tsiadana, afak’omaly. Noentina any Antsirabe, toerana niaviany, kosa ny vatana mangatsiakan’ilay namoy ny ainy. Izy roa lahy ireo no tra-doza tamin’ny fihotsahan’ny tany teny Tsiadana.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra