Tapatapany Tranga samihafa

Famonjana efa-dahy

Naiditra am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy ny efatra tamin’ireo dimy lahy voarohirohy ho jiolahy mpanao fanafihana sady mpanolana teny amin’iny faritra Andohantapenaka iny. Tokantrano roa no fantatra fa efa lasibatr’ireo andian-dehilahy ireo. Vehivavy telo no niharan’ny herisetra ara-nofo tamin’izany.