Tapatapany Tranga samihafa

Fanondranana olona

Tra-tehaka teny amin’ny 67Ha, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, ny vehivavy iray mpanondrana olona an-tsokosoko, any Dubaï. Taorian’ny fahafantarana ny vehivavy iray nikasa hiasa any amin’io firenena io no nahatrarana azy.Voatazona am-ponja vonjimaika izy, rehefa avy natolotra ny Fampanoavana, tamin’ny talata lasa teo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra