Tapatapany Tranga samihafa

Vaky fasana

Nisy namaky ny fasana maromaro tany Andakorobe Ambinany, Antalaha. Tamin’ny sabotsy lasa teo no nahitana an’ireo taolam-paty niparitaka teo ivelan’ny fasana. Voalaza fa ny karan-doha no tena nalain’ireo olon-dratsy.