Sosialy Tapatapany

Tantsoroka

Nanolotra fanampiana, toy ny hazandrano ambifotsy sy vary ary voamaina sy kojakoja hafa ilaina andavanandro, ho an’ireo niharamboina noho ny fandalovan’ny tafiotra sy havandra tany amin’ny fokontany Antanimafy kaominina Morarano Chrome, faritra Alaotra Mangoro, ny minisiteran’ny Mponina, fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy sy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.