Bemiray

Tantara an-tsary

Hotanterahina, amin’ny 17 oktobra 2020, ny fihaonana voalohany amin’ny fifaninanana mamorona tantara an-tsary, karakarain’ ny Institut Français de Madagascar IFM Analakely. Haseho eny ireo vokatra tantara an-tsary voalohany amin’ity taona ity, ao anatin’ilay « Premier Bulles 2020 ».

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra