Tapatapany Tranga samihafa

Lavon’ny polisy

Maty voatifitry ny polisy teo am-pandosirana, afak’ omaly alina, ny lehilahy iray voatondro ho jiolahy fanta-daza amina resaka famakiana trano any Toamasina. Azo sambobelona ny namany iray. Nahatrarana basy vita tanana iray teny amin’ireto olon-dratsy.